|
|
|
|

Entry1  singam-peo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3 Ny feo mandeha tsirairay amin' ny rafitry ny teny araka ny ava-peo. Misy singany telo ao anatin' ny teny hoe vao: v, a, o [1.1]
Vocabulary  4  Linguistics
All compound words  5 fivadi-tsingampeo

Anagrams  6 mpiangeso, singam-peo

Updated on 2025/11/09