Entry sinetra (setra)
Part of speech   past participle
Malagasy definition   Voasetra, setraina, toherina: Nosinetran' ny miaramila tamin-kerimpo ny famelezan' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
French translation   qu'on a arrêté, affronté, méprisé [Abinal 1888]
Synonyms   voasetra

Updated on 2013/12/11