Entry | sinema | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | [frantsay cinéma] Fakana sary zavatra na olona mihetsika amin' ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin' ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika [1.1] | ||||
Examples |
| ||||
Origin | French: cinéma. | ||||
Anagrams | manesy, simena, sinema |
Updated on 2022/01/27 |