|
|
|
|

Entry1  sinaso
Root  2 saso
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 voasaso, tambatambazana, kolikolena, saroroina, fitahina amin-kafetsena: Nosinasony teo ilay olona dia nanaiky [1.1]
Explanations in French  5 cajolé, sondé [1.3#587]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9 voasaso

Anagrams  sinaso, 10 sinosa

Updated on 2025/12/08