similitude   
fanahafana
similitude [SLP 1986]
fifanahafana
similitude [SLP 1986]
ohatra
mesure, patron, modèle, exemple, comparaison, similitude, figure: Inty ny ohatry ny pataloha hataonao ho ahy (Voici la mesure, le patron du pantalon que vous me ferez) ~ Inty ny ohatry ny soratra tsy maintsy hataon' ialahy lay ity ( Voici le modèle de l'écriture que tu dois faire) ~ Diso ohatra ny fananarana nataony azy (La réprimande qu'il lui a faite dépasse la mesure) [Abinal 1888]