|
|
|
|

Entry1  simika
Part of speech  2  adjective
Examples  3  Ezaho ny tsy miaina entona na vovoka simika. [2.424#]
4  Misy hafa miasa any amin' ny orinasa madinika tsy dia ara-dalàna loatra, any amin' ny sampan' ny indostria efa tojo fahasahiranana, ohatra hoe : hoditra, sakafo, vy, fanaka, vokatra simika na lamba. [1.369#]
All compound words 
Vocabulary  13  Chemistry

Anagrams  14 kamisy, 15 masiky, 16 misika, 17 simika

Updated on 2025/09/10