Entry silarana (silatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Analana sombiny kely: Nosilarany ilay koban-dravina nomeny an' i Lita zanany [1.1]
Morphology 
Present : silarana, silarako, silaranao, silarany, silarantsika, silaranay, silaranareo, silaran', silaran-, silaram-, silara-
Past : nosilarana, nosilarako, nosilaranao, nosilarany, nosilarantsika, nosilaranay, nosilaranareo, nosilaran', nosilaran-, nosilaram-, nosilara-
Future : hosilarana, hosilarako, hosilaranao, hosilarany, hosilarantsika, hosilaranay, hosilaranareo, hosilaran', hosilaran-, hosilaram-, hosilara-
Imperative : silaro

Updated on 2023/01/20