Entry siansa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana [Rajemisa 1985]
Explanations in English science [Hallanger 1973]
Explanations in French la science [Hallanger 1974]
Origin French: science.
Other spellings 
Examples 
1Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo. [Rabemolaly: Fary]
2Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [Rakotozafy: Ratsimba]
3Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [Andraina: Mitaraina, page 239]

Updated on 2021/10/12