| Entry | 1 serizà-sefo |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany [1.1] |
| Vocabulary | 4 Military |
| Updated on 2025/09/12 |
|