| Entry | 1 serizà |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa [1.1] |
| Vocabulary | 4 Military |
| Anagrams | 5 serizĂ , 6 Zaresy |
| Updated on 2025/09/12 |
|