| Entry | 1 seriseriny |
| Root | 2 seriny |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1] |
| Synonyms | 5 seriny |
| Anagrams | 6 seriseriny, 7 sinerisery |
| Updated on 2025/09/12 |
|