| Entry | 1 senoka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 6 senotsenoka |
| Anagrams | 7 kesona, 8 konesa, 9 senoka |
| Updated on 2025/09/19 |
|