| Entry | 1 sendrasendraina |
| Root | 2 sendrasendra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Vinavinaina ara-keviny: Moa ve azo sendrasendraina fa ho avy ny zokinao
5 Enti-milaza akoholahy iray izay asiana akoholahy hafa eo anoloany mba hitsapana raha te hiady izy: Aza sendrasendraindRangahy ny akoholahiko [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 isendrasendrana, sendrasendraina |
| Updated on 2025/12/08 |
|