|
|
|
|

Entry1  sembo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Bezanozano] fitafiana, lambam-behivavy [1.78]
4 [Sihanaka] lamba [1.78]
5 [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo [1.78]
6 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Vocabulary  8  Economy: clothing

Anagrams  sembo, 9 sombe

Updated on 2026/02/04