| Entry | 1 selarana |
| Root | 2 selatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy
5 Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|