Entry savony
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra vita amin' ny jabora sy laro, atao anaty lasitra sy tenehina, ka ampiasaina ho fanadiovana sy fanasana lamba [Rajemisa 1985]
English definition soap [Hallanger 1973]
French definition savon [Hallanger 1974, SLP 1986]
Origin French: savon.
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2012/09/20