Entry | 1 savasavana |
Root | 2 savasava |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Hadihadina, fotopotorana: Savasavany tsara ny zavatra ampianariny alana izay manentsina na manelingelina: Nosavasavanay tsara ilay lobolobo, ka io namitsaka tao ilay kisoa very [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 9 savasavaina |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word savasavana |
Anagrams | 11 savasavana, 12 vasavasana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |