Entry | 1 satokoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo) [Taimoro]
|
Anagrams | 4 akotsao, 5 satokoa |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |