Entry sarotse
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Betsileo] lafo vidy, sarobidy: Sarotse ny fotoaña tamin'izay taona izay (Sarobidy ny fotoana tamin'izay taona izay) [Rakotosaona 1975]
Quotes 

2009/09/01