| Entry | 1 saro-kanina |
| Elementary words | 2 sarotra, 3 hanina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tanàna na toerana tsy misy sakafo loatra ka saro-tadiavina ny hanina ilaina
[1.1] |
| Explanations in French |
6 Où les vivres sont chers
[1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|