| Entry | 1 saro-diasana |
| Elementary words | 2 sarotra, 3 diasana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manahirana ny mandimby azy satria nahay ny asany loatra izy ka sao tsy mahatoraka azy izay misolo azy [1.1] |
| Explanations in French |
6 Qu'on remplace difficilement ; se dit de quelqu'un de très habile qu’il est difficile d'égaler et de remplacer [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|