|
|
|
|

Entry1  saro-piaro
Elementary words  2 sarotra, 3 fiaro
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa [1.1]
Explanations in English  6 Jealous [1.7]
Explanations in French  7 Jaloux [1.3, 1.8]
8 Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse [1.3]
Vocabulary  9  Emotions
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02