| Entry | 1 saro-kibokibo |
| Elementary words | 2 sarotra, 3 kibokibo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny [1.1] |
| Synonyms | 6 saro-kitikitika |
| Updated on 2025/09/12 |
|