Entry | 1 saridinina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra) |
Vocabulary | 4 Zoology: fishes 5 Economy: food |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |