| Entry (1/2) | 1 sarasara |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany:
4 Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara! 5 (enga anie ka tsy ho azon' ny aretina ambakaina ianao, tompoko, -- Enga anie!) [1.1] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 8 Sarasara |
| Part of speech | 9 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in English |
10 Sherezer
[2.996] |
| Explanations in French |
11 Sareéçer
[2.996] |
| Vocabulary | 12 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 13 Chapters and verses mentioning Sarasara |
| Anagrams | sarasara, Sarasara |
| Updated on 2025/11/21 |
|