Entry sarandrana
Part of speech noun
Malagasy definition Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany [Rajemisa 1985]
French definition longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. [Abinal 1888]
Malagasy definition  [Bezanozano] salaka [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms sadika ~ salaka
Examples Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 68]

2017/05/16