| Entry | 1 sarakaty |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fihary eo ambanin' ny vavony manome ranom-pandevonan-kanina roa karazana
[1.1] 4 fihary eo ambany vavony manome ranom-pandevonan-kanina [1.13] |
| Explanations in French |
5 pancréas
[1.13] |
| Vocabulary | 6 Biology |
| Synonyms | 7 lelakatry, morikaty |
| All compound words | 8 2 combinations of that word |
| Anagrams | 9 asitraka, 10 saikatra, sarakaty, 11 saritaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|