Entry sapaoritra
Part of speech noun
Malagasy definition [angl. support] Fomba fiarahaban' ny miaramila ny manamboninahitra, matetika miaraka amin' ny mozika: Manome sapaoritra [Rajemisa 1985]
Derivations 
Origin English: support.
Quotes 

2009/02/23