|
|
|
|

Entry (1/2)1  saosao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 fikorontanana [1.13]
Explanations in French  4 parasite [1.13]

Entry (2/2)5  saosao
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7 Toetran' ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao
8 Feo heno amin' ny fikasokasoky ny lamba henjankenjana
9 Fihinanana hanina haingana, an-kisesy [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  14  Sound

Anagrams  15 asosao, 16 osaosa, saosao, 17 soasoa

Updated on 2025/09/19