|
|
|
|

Entry1  santionany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Sombiny kely, tapiny:
4 Vao santionany vitsivitsy mialoha lalana fotsiny amin' ny valala izao hitantsika izao ~ Santionany amin' ny haratsiany izao asehoko anao izao [1.1]

Anagrams  5 isintonana, santionany

Updated on 2025/11/17