| Entry | 1 sangongo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Trafo amin'olona
[Bezanozano]
[1.78] 4 trafo [Sihanaka] [1.78] 5 Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo 6 Antontan-javatra 7 Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1] |
| Explanations in French |
8 réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis,
9 essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3#576] |
| Examples |
10 Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy.
[2.245#]
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 21 tangongo, vangongo |
| Updated on 2025/11/17 |
|