Entry sandrify
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza [Rajemisa 1985]
French definition   espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision [Abinal 1888]
Vocabulary  

Entry sandrify
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] haronkely mifanarona sady fisaka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] kitapo [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa [Rakotosaona 1972]
   Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana [Rajemisa 1985]
   karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry [SLP: Voambolana]
French definition   sac de paille [SLP: Voambolana]

Updated on 2012/09/14