Entry | sandohana (sandoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Angalarina an-kafetsena, ihamboana ho an' ny tena nefa an' olona: Loza izany raha haratsian' izay olona fa nosandohany ny boky vao novidiko omalin' iny [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |