| Entry | 1 sanatriavina |
| Root | 2 sanatria |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria"
5 Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be considered unthinkable or unutterable
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on repousse
[1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 sanatriavin' ny vava, aladirin' ny lela |
| Updated on 2025/11/17 |
|