|
|
|
|

Entry1  sanatrian' ny vava
Elementary words  2 sanatria, 3 vava
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy. [1.1#859]
Explanations in English  6 excuse me for saying this, but. [1.7]
Explanations in French  7 veuillez pardonner l'expression, mais. [1.8]

Updated on 2025/09/12