| Entry | 1 sanana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [sañaña] [Antambahoaka] adaladala, bado
[1.78] 4 [sañaña] [Bara] tsy kinga, tsy mahay, mitavozavoza [1.78] 5 [sañana] [Tanosy] adaladala [1.78] 6 Ketrina, mitandrantandrana, fondrana [1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|