| Entry | 1 sampaho |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) [1.1] 4 fitambaran'ny voakanzo iray tangozana [1.13] |
| Explanations in English |
5 a cluster, esp. of fruit like grapes [1.7] |
| Explanations in French |
6 grappe [1.8, 1.13] 7 (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [Merina] [1.196] |
| Examples |
8 voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy.
[2.996#05.032.032]
|
| Vocabulary | 9 Botany: (in general) |
| Analogs | 10 fampaho |
| Updated on 2025/09/12 |
|