| Entry | 1 samonina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana.
4 Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina. 5 Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 11 Sound |
| Anagrams | 12 manosina, 13 samonina |
| Updated on 2025/09/19 |
|