|
|
|
|

Entry1 sambosy
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina. [1.1]
Vocabulary  4 Economy: food

Updated on 2025/09/12