|
|
|
|

Entry 1  salovantava
Elementary words  2 salovana, 3 tava
Part of speech  4  noun
Allegation  5 tarehy [1.1]
Examples  6  Ny maso ny lavalava, ny salovantava ny mibontsina kely, ny volony tsotra sy henjana, ny tarehy ny somary tamotamo, dia tsy mampisalasala na dia kely akory [2.48#63]

Updated on 2026/02/26