| Entry | 1 salova |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 lamba misarin-kitapo fitafim-behivavy [Taisaka]
[1.78] 4 fitafiana fitondran'ny vehivavy any amorontsiraka antsinanana any izay mivitrana ny lanin roa, fitafiana fitondrany na adavan'andro aza [Tanala] [1.78] |
| Vocabulary | 5 Economy: clothing |
| Synonyms | 6 salovaña |
| Anagrams | 7 salova, 8 savola |
| Updated on 2025/09/12 |
|