| Entry | 1 salopy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Lakandrafitra, botry, batrakely.
[1.1] |
| Examples |
4 Dia notapahin'ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin'ny salopy, ka navelany ho latsaka.
[2.996]
|
| Vocabulary | 5 Transportation |
| Anagrams | 6 lasopy, 7 polisa, 8 salopy |
| Updated on 2025/09/12 |
|