Entry salanitra
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   [Taisaka] Mangina! Aoka hangina! [Rakotosaona 1972]
   Teny nataon' ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin' ny vahoaka mba hangina fa hihaino ny kabary [Rajemisa 1985]
Origin   English: silence.

2013/06/10