Entry | 1 sakoda |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely: mitorovoka amin' ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy ny sahona, sady mihirahira no mandon-tratra |
Vocabulary | 4 Game |
Anagrams | 5 Sadoka, 6 sakoda |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |