| Entry | 1 saintsainina |
| Root | 2 saintsaina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Examples |
4 Vantotr' akoho no ananana, ka ny hanati-bodiondry no saintsainina
[2.558]
5 Fa fandozana no saintsainin' ny fony, ary fampahoriana no mahavantam-bava azy [2.996#24.24.2] |
| Updated on 2025/11/18 |
|