|
|
|
|

Entry1  sahoina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Be dia be, raofim-potsiny, alaina araka izay tiana:
4 Sahoina ny mananasy ambolenay erỳ andafy andrefana
5 Amidy mora, atao varo-boba [1.1]

Anagrams  6 ahasino, 7 ahosina, 8 hasoany, 9 hoasany, 10 isahano, sahoina

Updated on 2025/11/17