| Entry | 1 sahobaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy [1.1] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 5 Zoology: invertebrates |
| Anagrams | 6 sabohaka, 7 sahobaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|