Entry sahatry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] sarisary ratsy endrika anaovana faditra angatra [Rakotosaona 1972]

Entry sahatry
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] zavamahagaga [Rakotosaona 1972]
French definition   [Bara] prodige [Rakotosaona 1972]

Entry sahatry
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taisaka] ampy, sahaza, sahady [Rakotosaona 1972]

2010/05/06