| Entry (1/2) | 1 safosiaka |
| Elementary words | 2 safo, 3 siaka |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy.
6 Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao. [1.1] |
| Entry (2/2) | 7 safo siaka |
| Part of speech | 8 locution |
| Explanations in Malagasy |
9 (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena.
[1.1] |
| Anagrams | 10 safosiaka, safo siaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|