Entry safidim > safidy (fidy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [Rajemisa 1985]
English definition choice. [Richardson 1885]
 freedom of choice [Hallanger 1973]
French definition liberté de choix [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes